Fiara nitondra vola : Efatra tamin’ny mpanafika eny Tsiafahy

Ny asabotsy teo no natolotra ny fampanoavana ireo olona dimy izay voarohirohy ho nandray anjara mivantana tamin’ny fanafihana tetsy Anjohy. Nidoboka eny Tsiafahy ny efatra tamin’izy ireo raha eny Antanimora kosa ny fahadimy farany. Izy ireo, raha tsiahivina fohy, dia fiara andeha hanatitra vola any amin’ny banky no notafihan’izy ireo. Nampiasa basy, fiara ary kodiaran-droa ireo olon-dratsy nandritry ny fandrobàna. Tsy afa-nanohitra ireo tao anaty fiara, eny fa na ireo mpitandro ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Fiara nitondra vola : Efatra tamin’ny mpanafika eny Tsiafahy