Minisiteran’ny fahasalamana : Tompon’andraikitra ambony MD

Nandalo teny amin’ny fampanoavana momba ny ady amin’ny kolikoly ary nidoboka vonjimaika etsy amin’ny fonjan’Antanimora ny tompon’andraikitra momba ny fitantanam-bola sy ny fitatanan-draharaha eo anivon’io minisitera io. Mahakasika ny fanodinana fiaram-panjakana izay miisa dimy be izao izany. Fiara izay fanomezana avy amin’ny fikambanana iraisam-pirenena momba ny fahasalamana ireo nahodina ireo. Ny fomba nanaovana an’izany dia nafenina amin’ny hoe nalefa eny amin’ny garazy...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Minisiteran’ny fahasalamana : Tompon’andraikitra ambony MD