42 tapitrisa ariary nangalarina : Nentina nirevena teny amoron-dranomasina

Any Toamasina, eny amoron-dranomasina ranamana no nisy nahita. Izy, ilay ankizilahy 17 taona, vao namoahan’ny pôlisy misahana ny zaza tsy ampy taona filazana fampikarohana noho ny halatra volabe nataony tamin’ny mpampiasa azy. Araka ny fantatra dia vola mitetina eo amin’ny 42 tapitrisa ariary teo ho eo no nentin-dranamana nitsoaka. Niala teto an-drenivohitra araka izany ny tovolahy, rehefa nahazo io volabe io ary nandeha nihazo moron-dranomasina. Nanantena ny tsy hisy hahita kanjo...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de 42 tapitrisa ariary nangalarina : Nentina nirevena teny amoron-dranomasina