Antanety Ankadikely : Vehivavy 22 taona hita faty
Tsy nisy ratra na nahitàna rà ny vatany. Omaly maraina, tokony ho tamin’ny enina ora tany ho any, hatairana ny an’ireo mponina nandeha maraina tao Antanety, fokontany Ankadikely fa nahita tovovavy iray nitsirara tao anaty lalankely, handeha...