Toliara : Jiolahy roa, maty voatifitry ny pôlisy
Teo am-pikasàna hanao fanafihana mihitsy ireto farany no nahazo vaovao ny polisy teo anivon’ny kaomisaria foibe tao an-drenivohitr’i Toliara tao. Nisy ny fifampitifirana ka roa tamin’ireo olon-dratsy no taraiky : maty tsy tra-drano, tsy afa-nanohy ny zavatra nokasain’izy ireo natao intsony. Ny andron’ny alahady lasa teo, raikitra ny fifanenjevoana teo amin’ireo pôlisin’ny UIR sy ny andian’olona nampiahiahy tao Mahavatsy Toliara. Tamin’io andro voalaza io mantsy, hoy ny...