Ambohimangakely : Zaza herintaona matin’ny daroky ny rainy

Tezitra ilay rangahy fa nivalan-drano tao anaty kilaotiny ilay zaza. Io farany izay vao herintaona monja. Nodarohany mafy tao amin’ny hatony ary nanomboka teo dia nandoa foana ilay zaza ny alina tontolo. Nentina tany amin’ny CSB2 eo Ambohimangakely saingy tsy tàna ny ainy. Namoy ny ainy omaly maraina ilay zazavavikely. Mpiambina ny asan-drangahy, 32 taona. Raha vao fantampantatra ny zava-nisy dia notazomin’ny zandarin’ny borigady Ambohimangakely avy hatrany izy mba hanokafana...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ambohimangakely : Zaza herintaona matin’ny daroky ny rainy