Diégo : Mopera maty tao anaty 4×4
Naka sisintsisiny ilay fiara tsy mataho-dàlana miloko fotsy. Izany dia teo amin’ny faritry ny oniversite ao Antsiranana. Adiny telo taty aoriana, mbola teo ihany ny fiara ary tsy niova mihitsy koa ny fipetraky ny olona tao anatiny no sady tsy...