Haino aman-jery an’habaka : Hiditra an-tsehatra ny « Feon’ny Demokrasia »

Ireo mpanao gazety ao ambadiky ny « Feon’ny Demokrasia » « Nahazo alalàna ary mitsangana ara-dalàna ». Hanakoako ato ho ato, raha ny fampahafantarina nentin’ireo tompon’andraikitra, ny « Feon’ny Demokrasia ». Gazety filazam-baovao an’habaka, izany hoe, tsy misy afa-tsy any anaty aterineto sy tambajotra sosialy. « Nosafidiana manokana izay, noho ny fahatsapana ny firoboroboron’ny teknolojia amin’izao fotoana izao ary mba ahazoan’ny rehetra misikatra vaovao...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Haino aman-jery an’habaka : Hiditra an-tsehatra ny « Feon’ny Demokrasia »