Lavanty teto Toamasina : Firakodia miisa 17 nanaovan’ny ARAI lavanty…
Lavanty faharoa teto amintsika taorian’Antananarivo no nataon’ny ARAI, « Agence de Recouvrement des Avoirs Illicites », teto Toamasina ny zoma 22 desambra teo tao amin’ny lapan’ny tananan’i Toamasina I. Niisa 17 nahitana fiarakodia tsotra niisa 03 sy traktera niisa 03 ary kamiao niisa 11 ireo natao lavanty tamin’izany, izay...