Soamanandrariny : Mpanafika cash point maty voatifitra, rehefa avy nandratra zandary

Rà nivaly rà ! Maty voatifitry ny zandary ny alakamisy maraina teo tetsy Soamanandrariny ilay jiolahy raindahiny, namono nahafaty mpitantana « cash point » teny amin’iny faritra manodidina iny. Tamin’’ny fotoana nisamborana azy dia voalaza fa mbola nahavita nandratra zandary iray, ny lehilahy ary nikasa ny hitsoaka, antony nahatonga ireo mpitandro filaminana nitifitra azy.  Tsy vitan’izay fa efa hikoizana tanteraka amin’ny resaka  fanendahana ato anatin’ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Soamanandrariny : Mpanafika cash point maty voatifitra, rehefa avy nandratra zandary