Rocade : Nifanenjehana ny mpanao « run sauvage »

Raikitra ny fifanenjehana manodidina ny lalam-baovao Rocade ny alin’ny alakamisy teo. Tsy nampoizin’ireo mpisetrasetra amin’ny fiarakodia ny fisian’ny polisy izay nanao fisafoana tampoka ary niomana. Toa ireny amin’ny horonan-tsary any ivelany ireny ny zava-nitranga. Nenjehin’ny polisy ny mpanao « run sauvage ». Tsy nampoizin’ireto farany fa efa nisy ny lamina efa nipetraka toa ny fanasiana barazy. Nisy tamin’ireo nitsoaka no tsy afaka nihetsika intsony rehefa tratran’ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Rocade : Nifanenjehana ny mpanao « run sauvage »