Marotaolana-Maevatanàna : Kamiao tratra nitondra » Vato Cristal sy Jaspe » milanja 700Kg
Nandritra ny sakana nataon’ny Zandary BPR Maevatanàna misahana ny lalam-pirenena fahefatra mihazo fokontany Marotaolana, kaominina Antsiafabositra, ato anatin’ny disitrikan’i Maevatanàna no nahatrarana Kamiao iray nitondra Vato Cristal...