Tsinjorano-Maevatanàna : Mitandahatra ny fiara, vokatry ny fahasimban’ny lalana

Efa mampiteny ny maona araky ny fiteny an-kehitriny ny fahitana ny lavadavaka miteraka fahasimbana sy fitohanan’ny fiara aty amin’ny lalam-pirenena fahafetra ny zava-misy iainan’ireo olona mampiasa ny lalana, amin’ny tsy fandraisana andraikitra ataony mpitondra aty amin’ny renivohim-paritra Betsiboka. Efa ho an-taonany maro lasa izay no tokony nisy fanamboarana ny lalana mampitohy an’Antsinjorano any amin’ny kaominina Antsiafabositra sy Maevatanàna, fa variana amin’ny zavatra...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Tsinjorano-Maevatanàna : Mitandahatra ny fiara, vokatry ny fahasimban’ny lalana