Fonjan’ny Tsiafahy : Mitandahatra ny mpanolana midoboka

Tsy misangy ny fepetra raisina mahakasika ireo mpanolana voasambotra. Vao nandeha haino aman-jery ny kabarin’ny mpitondra tamin’ny faran’ny taona lasa teo dia avy hatrany dia samy nanenjana avokoa ny manam-pahefana mifanandrify amin’izay tokony hiantefany. Eny amin’ny mpanao lalàna koa (Antenimierampirenena) dia efa mikaon-doha mahakasika ny hanamafisana ny lalàna alohan’ny hifidianan’izy ireo an’izany tsy ho ela. Na mbola tsy mihatra aza ny lalàna mandram-piraiketan’izany...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Fonjan’ny Tsiafahy : Mitandahatra ny mpanolana midoboka