Ikopa Maevatanàna : Lehilahy iray tsy hita, navadiky ny lakan-kazo.

Lehilahy iray fantatra amin’ny hoe Mahalomba, avy nivarotra  » charbon » teto Maevatanàna, nikasa hamonjy vady aman-janaka any Bemarivo andrefana, kaominina Maevatanàna faharoa, no tratran’ny loza an-dranomamy teny afovoan’ny ranon’Ikopa, teo ambonin’ny lakan-kazo. Raha ny fantatra dia efa somary nahazo toako ranamana. Sady nivilambilana ihany koa ny nitondrany an’ilay lakana, ka nahatonga azy navadiky ny lakana tampoka ny zoma faharon’ny volana febroary lasa teo, tokony ho...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ikopa Maevatanàna : Lehilahy iray tsy hita, navadiky ny lakan-kazo.