Fenerive-Est : Miteraka resa-be ny momba ny fonja

Misy milaza fa mahita voafonja mandehandeha ivelan’ny figadràna. Nisy mihitsy ny naka sary ny toerana ipetrahan’izy ireo, ao amin’ny fokontany iray ao an-toerana ihany. Raha araka ireo loharanom-baovao ireo dia misy mampanofa « bungalow » izy ireo mba tsy hijanonany ao am-ponja. Ny tena mampanahy ny olona dia misy ireo voafonja noho ny raharaha heloka bevava kanefa dia hita mipetraka ivelan’ny fonja, manofa trano. Isan’ny nisy nanamarika ny momba ny lehilahy roa voatazona noho ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Fenerive-Est : Miteraka resa-be ny momba ny fonja