VAKINANKARATRA : LIONS CLUB ANTSIRABE RANOVISY : Nanome fitaovanaho an’ny Hopitaly atsimo
Hanatsarana ny tolotra ara pahasalamana sady hanatevenana ny fitaovana ara pandidina ao amin’ny Hopitaly Atsimo CHRR no antony nanoloran’ny Lions Club Antsirabe Ranovisy sy ny fikambanana Claira fitaovana mifandraika amin’izany. Ny zoma...