Faha-78 taonan’ny Tolom-panafahana 29 martsa 1947 : Hanetsika indray ny hambom-po sy ny fitiavan-tanindrazana

Hiavaka tokoa ny fahatsiarovana ny datin’ny 29 martsa 1947 amin’ity taona ity. Ny tarakevitra noraisina amin’ity taona ity moa ny hoe : « 𝐓𝐨𝐥𝐨𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐚𝐟𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 : 𝐟𝐚𝐧𝐢𝐥𝐨 𝐦𝐢𝐚𝐦𝐩𝐢𝐭𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚𝐤𝐚 ». Hetsika maro no entina hanamarihana izany izay natomboka, omaly,tetsy amin’ny kianja Barea Mahamasina. Nanokatra izany ny Minisitry ny Foloalindahy sady...
Lire la suite sur
Image à la une de Faha-78 taonan’ny Tolom-panafahana 29 martsa 1947 : Hanetsika indray ny hambom-po sy ny fitiavan-tanindrazana