Sabotsy Namehana : Ramatoa mpisoloky nikoizana, nadoboka am-ponja
Fitoriana manodidina ny 23 isa teo no efa voapetraka teny anivon’ny mpitandro filaminana mahakasika ity ramatoa ity. Izy ilay ramatoa nalaza tampoka tao anaty tambajotra sosialy, voalaza fa very vola manodidina ny 20 tapitrisa Ariary tany...