Antsiranana : Miverina indray ny « foroche » 

Efa taona maromaro ihany izay no nahafantaran’ny mpanara-baovao ity fikambanana andian-jatovo, mampihorohoro sy mahery setra fantatra amin’ny anarana hoe « foroche » ity tao an-tampon-tananan’Antsiranana tao. Nisy fotoana efa maro tamin’izy ireo no voasambotra ary nidoboka am-ponja, namela ireo mponina niaina am-pilaminana tsy nisy tahotra tany an-toerana. Efa maro ireo nihevitra fa rava tanteraka ity vondrona ity nandritra izay fotoana somary nangingina izay. Ankehitriny...
Lire la suite sur
Image à la une de Antsiranana : Miverina indray ny « foroche »