Talatamaty : Mpivarotra basy tra-tehaky ny zandary

Basy poleta marika Pietro Beretta 7,65mm, niaraka tamin’ny bala no saika hamidin’ireto olona ireto. Mazava ho azy, fitaovam-piadiana tsy nisy taratasy sy tsy ara-dalàna. Tao anaty trano fisotroana iray teny amin’iny faritra Antehiroka iny no saika natao ny fifanakalozana kanjo zandary no efa niandry. Tafaroboka tao anaty harato ireto mpivarotra basy ireto. Ny alahady lasa teo no niseho ny tantara, raha ny fampitam-baovaon’ny zandary. Ireto farany izay nisy nampandre fa misy...
Lire la suite sur
Image à la une de Talatamaty : Mpivarotra basy tra-tehaky ny zandary