Tsiadana : Mody namono tena mba hangatahana
Omaly maraina tokoa, hatairana ny an’ny rehetra tetsy Tsiadana, raha nahita ity tranga « nampihoron-koditra » ity : vatan’olona nifono lamba, nisy nanary teny an-toerana ! Nampandrenesina avokoa ny tompon’andraikitra ny tanana sy ny...