Ankorondrano : Mpanendaka telolahy nifanenjehan’ny olona

Soa ihany fa nahay niray hina ireo nahita ny tranga ka rafitra nanenjika ireo mpanao ratsy avy hatrany. Raha tsy izay dia efa natao nampamangy ny finday avo lenta maromaro niaraka tamin’ny vola. Tranga niseho tetsy Ankorondrano, tsy lavitra ny fiviliana ho an’ny Water Front Ambodivona iny, tokony ho tamin’ny folo tany ho any. Tsy tahotra tsy henatra akory fa dia antoandro be nanahary no nanao ny asa ratsiny ireto tontakely. Telolahy izy ireo, hoy ny fitantaran’ilay niharam-boina, izay...
Lire la suite sur
Image à la une de Ankorondrano : Mpanendaka telolahy nifanenjehan’ny olona