Antsirabe : Roa lahy maty voahososin’ny kamiao

Nandriaka ny ra, roa nisesy teto antsirabe, roa lahy no maty voadonan’ny kamiao. Ny iray tao Mandaniresaka ny marainan’ny talata 10 desambra teo, tovolahy kely iray vao erotrerony tokony ho 26 taona teo no maty tsy tra-drano rehefa voadonan’ny camion semi-remorque. Tsy nahatsikaritra na inona na inona ny mpamilin’ilay fiara fa mbola nizotra nilamina nanohy ny diany,  horakoraky ny vahoaka teny an-dalana no nampijanona ny mpamily, teo vao nahafantatra ity farany fa nahafaty olona ny...
Lire la suite sur
Image à la une de Antsirabe : Roa lahy maty voahososin’ny kamiao