Mantasoa : Nanolana ny zanak’anabaviny, nadoboka eny Tsiafahy

Tsy mba toy ny « anadahin-drenin’olona » mpampifalifaly ny zanak’anabaviny ity ranamana ity fa olon-doza tsy fampiditra an-trano. Tao Mantasoa tao mantsy, rehefa tsy eo ny renin’ilay zaza,  dia hampiharan-dranamana ny habibiany ilay ankizivavy kely. Tambatambazany ary hidiny ao an-trano sy hanatanterahany ny filan-dratsiny. Fantatry ny renin’ilay ankizivavy tsara izany, saingy raha ny filazan’ny zandary dia mahazo fandrahonana ho faty ity anabaviny raha vao misehoseho hitory azy...
Lire la suite sur
Image à la une de Mantasoa : Nanolana ny zanak’anabaviny, nadoboka eny Tsiafahy