RN4 : Taxi-brousse voatafika sy voatora-bato

Voasambotr’ireo Zandary. Ny alin’ny faha 11 Desambra taona 2024 teo iny, tokony tamin’ny folo ora teo ho eo, dia mpamily fiara taksiborosy miisa efatra, avy any Antananarivo mianavatra no tonga nitaraina tamin’ireo Zandary nanao ny fiambenana ny lalam-pirenena fahefatra, fa niharan’ny tora-bato, teny amin’ny sampanan-dalana Ambavadihiala, eo anelanelan’ny fokontan’Antsapanana, kaominina ambanivohitra Tsararano sy fokontan’Ambodimanga/Betsiboka, any amin’ny Maevatanàna...
Lire la suite sur
Image à la une de RN4 : Taxi-brousse voatafika sy voatora-bato