Tsiadana : Mody namono tena mba hangatahana

Omaly maraina tokoa, hatairana ny an’ny rehetra tetsy Tsiadana, raha nahita ity tranga « nampihoron-koditra » ity : vatan’olona nifono lamba, nisy nanary teny an-toerana ! Nampandrenesina avokoa ny tompon’andraikitra ny tanana sy ny mpitandro filaminana ary nidina teny an-toerana. Rehefa nojerena ifotony anefa, ny zava-nisy dia fantatra fa « tsy vatana mangatsiaka nofonosina sy nisy nanary akory izy io » fa olona mody namono tena ary izy tenany ihany, hoy ny vaovao hatrany, no...
Lire la suite sur
Image à la une de Tsiadana : Mody namono tena mba hangatahana