Andranomafana-Antsirabe : Misy manary diky anaty gony

Tsy vao sambany no nisy manary tay toy izao manodidina an’Andranomafana, tranga mpiseho matetika izy ity. Ireny tay avy noloarana tamin’ny lavapiringa feno ireny no atao amin’ny gony dia ariana eny amoron’arabe ao Andranomafana ao. Nisy fotoana efa nanaovan’ny olona andrimaso ihany izy ity saingy tsy nisy tohiny, ny tompon’andraikitry ny tanàna rahateo tsy dia rotitra loatra fa mifanilika andraikitra. Tsy azo adinoana anefa fa toeram-pitsaboana ity toerana ity, toeram-pialamboly...
Lire la suite sur
Image à la une de Andranomafana-Antsirabe : Misy manary diky anaty gony