RN44 : Mpivady niara-maty voafaokan’ny fiara
Nitrangana lozam-pifamoivoizana namoizana ain’olona roa be izao tamin’iny lalam-pirenana faha-44, mampitohy an’i Moramanga sy Ambatondrazaka iny, ny alahady lasa teo. Araka ny fampitam-baovaon’ny namana avy any an-toerana dia teo amin’ny...