Renim-pianakaviana novonoin’ny zanany lahy : Disadisam-panambadiana sy resaka lova no antony

Anisan’ny tranga iray nampiontana ny fon’ny rehetra mpanara-baovao tokoa ilay tranga tetsy Andavamamba, ny herinandro lasa teo. Renim-pianakaviana iray no novonoin’ny zanany naterany ary naleviny tao an-tranony ihany. Nitondra fanazavana mahakasika iny raharaha iny ny teo anivon’ny sampana fikarohana heloka bevava eo anivon’ny zandary tetsy Fiadanana omaly. Tao anatin’izay no nilazan’ireo mpanao fanadihadiana fa izay resaka disadisam-panambadiana sy resaka lova izay no antony...
Lire la suite sur
Image à la une de Renim-pianakaviana novonoin’ny zanany lahy : Disadisam-panambadiana sy resaka lova no antony