VAKINANKARATRA :  Hanamafy ny fiaraha miasa amin’ny fanjakana ny FIOVA

Hatrizay nitsanganan’ny FIOVA na Fivondronan’ny Orinasa eto Vakinankaratra dia efa niara niasa tamin’ny fanjakana hatrany ny FIOVA, hohatsaraina bebe kokoa io fiaraha miasa io, isan’ny nivohitra izany tamin’ny fifampiarabana  nokarakarain’ny FIOVA ny datin’ny 24 Janoary lasa teo tao amin’ny Hotel Diamant. Fanao isan-taona ity hetsika ity, fotoana hifampiarabana sy hiaonana amin’ireo mpikambana eo anivon’ny FIOVA ary natao hiresahana ny ho avy sy tombanezaka ny zava...
Lire la suite sur
Image à la une de VAKINANKARATRA :  Hanamafy ny fiaraha miasa amin’ny fanjakana ny FIOVA