Fanafihana teto Toamasina : Mpitondra moto « cygnus » iray lasibatra…

Tsy mifidy asiana intsony ireo mpanao fanafihana mitam-piadiana eto Toamasina, fa izay tratran’izy ireo mandraingiraingy avokoa. Omaly maraina tokony tamin’ny 08ora sy sasany izao dia ramatoa nitondra moto « cygnus » notafihana roa lahy nitondra basy PA teo amin’ny lalana mihazo ny kaominina « suburbaine » Toamasina iny. Tsy nisy alaharo fa nasain’izy ireo niala ilay moto ilay ramatoa nitondra azy, dia nentin’ireo jiolahy roa nanao taingin-droa ilay moto. Lalana mivoaka...
Lire la suite sur
Image à la une de Fanafihana teto Toamasina : Mpitondra moto « cygnus » iray lasibatra…