Kaominin’i Toamasina suburbaine : Hahazo CSB II sy fanasan-damba moderina…

Napetraka ny zoma tolakandro teo ny vato fototra ho fanamboarana ny CSB II sy fanasan-damba ao amin’ny fokontany Ambodisaina ho an’ny kaominin’I Toamasina suburbaine ao amin’ny distrikan’I Toamasina II. Matotra ny fiaraha-miasan’ny ben’ny Tanana sy ny kaominina Toamasina suburbaine amin’ny “La Fondation Atlantic Group” misy ilay mpampiasa vola Ivoariana Dossongui, ka hisy ny fanampiana nomen’ity “fondation” ity amin’ny fanamboarana ireo toeram-pitsaboana sy...
Lire la suite sur
Image à la une de Kaominin’i Toamasina suburbaine : Hahazo CSB II sy fanasan-damba moderina…