Mahajanga : MD ireo mpibizna vary simba

Nidoboka am-ponja avokoa ireo olona fito voarohirohy tamin’ny fanodinana vary efa simba tao Mahajanga. Omaly ihany koa dia notanterahina ny fanagiazana ireo vary ireo ary tonga teo ny manam-pahefana mifanandrify amin’izany asam-panjakana izany. Isan’izany ny zandarimaria sy ny talem-paritry ny minisiteran’ny varotra. Nogiazana ny milina nampiasiana tamin’ny fanodinana vary. Izany dia ankoatra ny fiara dimy nasiana ireo vary efa an’arivony gony, izay saika hotaterina ka haparitaka....
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Mahajanga : MD ireo mpibizna vary simba