Raharaha Ambohimalaza : Nisy mpanao facebook nenjehina

Lasa raharaham-pirenena tanteraka ity tranga tetsy amin’ny Espace Valéria ity. Niresadresaka ny fisian’ny « papa sôsy » teo amin’ny tambajotra sosialy. Izay no antony nanenjehan’ny fitsaràna azy. Midika izany fa tena manara-maso akaiky ny tambajotra sosialy ny tompon’andraikitra ambony. Etsy ankilany anefa, toa ny fizaram-baovao eo anivon’ny aterineto avokoa no tena manetsika ny tompon’andraikitry ny fanadihadiana sy ny mpanapa-kevitra amin’ity raharaha...
Lire la suite sur
Image à la une de Raharaha Ambohimalaza : Nisy mpanao facebook nenjehina