Andoharanofotsy : Porsche nahafaty olona nitsoaka

Nahafaty olona indray ny lozam-pifamoivoizana. Ary nitsoaka indray koa ny fiara rehefa nitranga ny loza. Mitady ho lasa fahazarana izany eto an-drenivohitra. Teny Andoharanofotsy no nandona mpitaingina kodiaran-droa ny fiara iray. Potipotika tsy nisy noraisina ilay scooter ary ny mpitaingina azy dia tsy tàna ny ainy na teo aza ny famonjena rehetra izay natao. Omaly dia nanambara ny fianakaviany fa namoy ny ainy ilay lehilahy. Etsy ankilan’izay, nisy marik’ilay fiara izay hita teo...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Andoharanofotsy : Porsche nahafaty olona nitsoaka