Antsirabe : Trano maromaro narodana, ampolony tsy manan-kialofana tampoka

Ranomaso, hiakiaka izay sisa no azon’ireo fokonolona natao nanolona ny fandravana ny tranon’izy ireo tao amin’ny fokontany Antsenakely Antsirabe. Ny Alakamisy faha-25 Aprily vao maraina dia efa nihatrany teny an-toerana ny vadintany narahan’ny mpitandro filaminana nanantateraka ny didim-pitsarana. Raha ny angom-baovao teny an-toerana, efa nahatratra 50 taona mahery no nonina teo amin’ity toerana ity ireo fokonolona ireo, tany kisilasila no narenina hoy ny ray aman-dreny iray...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Antsirabe : Trano maromaro narodana, ampolony tsy manan-kialofana tampoka