RN1 : Sprinter nitondra mpianatra latsaka tany an-kady, 3 no maty

Lozam-pifamoivoizana mahatsiravina no niseho omaly teny amin’iny lalampirenena voalhany iny omaly hariva. Sprinter iray nitondra mpianatra avy nitsangatsangana tany Ampefy no nivarina tany anaty hady teo amin’ny toerana antsoina hoe Sampanana Ambatofolaka. Vokany, ankizy iray sy olon-dehibe miisa roa no voalaza fa maty teo noho eo.Nisy ihany koa ireo naratra izay nentina avy hatrany namonjy toeram-pitsaboana haingana. Araka ny loharanom-baovao avy any an-toerana dia mpianatra ao avy ao...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de RN1 : Sprinter nitondra mpianatra latsaka tany an-kady, 3 no maty