Analamanga : Bizina rongony : Mpivarotra tratra tetsy Ambohimangakely

Ao anatin’ny ady amin’ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina hatrany dia nisy ny vokatra azon’ny teo anivon’ny tobim-paritra Ambohimangakely, omaly. Tovolahy iray, izay fantatra fa isan’ireo mpivarotra rongony malaza ratsy eny amin’iny faritra iny sy ny manodidina iny no voapaingotr’ireo zandary, ny alatsinainy mitatavononana teo. Nandritry ny paikady nataon’ireto mpitandro filaminana ka nametrahana zandary nanao fanamiana sivily teny amin’iny faritra manodidina no nahafahana...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Analamanga : Bizina rongony : Mpivarotra tratra tetsy Ambohimangakely