Vakinankaratra : ENIAP Antsirabe : Nitsidika ireo fotodrafitrasa vaovao ny Ministry ny filaminam-bahoaka

Ao anatin’ny vina, ho fanatsaràna tanteraka ny fiofanana omena an’ireo mpianatra ho polisy, miofana eo anivon’ny Sekolin’ny polisim-pirenena na Eniap ao Antsirabe, dia nisy ny fananganana fotodrafitrasa vaovao, ao an-toerana. Ny alahady lasa teo, nandritry ny fandalovany tao Antsirabe, dia nitsidika ity tanikentsan’ny pôlisy ity ny Ministry ny Filaminam-bahoaka,  ny Contrôleur Général de Police Rakotoarimanana Herilala.  « Tamin’izany no nijereny akaiky ireo fotodrafitrasa...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Vakinankaratra : ENIAP Antsirabe : Nitsidika ireo fotodrafitrasa vaovao ny Ministry ny filaminam-bahoaka