Abohimanambola Betafo : Mpanamboatra basy vita gasy telo lahy saron’ny zandary
Olona telo no voasambotra tao Tsarazaka fokontany Andranomasina kaominina Ambohinambola distrikan’i Betafo ny faran’ny herinandro lasa teo. Resaka fanamboarana basy vita gasy no nisamborana ireto olona ireto. Tamin’ny alàlan’ny angom-bavaovao no nahafantaran’ny zandary ny fisian’ireo andian’olona manamboatra basy vita gasy ireto. Taoarian’ny fahazoan-dalana avy amin’ny fitsarana no niroso tamin’ny fisavana ny trano fonenan’izy ireto ny zandary. Inona tokoa fa mbola...