Antsirabe II : Kaominina roa nametrahana « poste avancé »
Tsy mbola mifanaraka amin’ny isan’ny mponina sy ny halebeazan’ny distrika ny fotodrafitrasa misy ao amin’ny distrikan’Antsirabe faharoa indrindra any amin’ireo kaominina sasantsasany. Isan’ny tena mapitaraina ny mponina ny lafiny tsy fandriampahaleana, midadasika rahateo ny distrika Antsirabe II raha ny velaran-tany no jerena. Antony nametrahana ny zana tobim-paritry ny zandarimaria na « poste avancé » izany mba hifaraka amin’ny filan’ny mponina. Kaominina roa no...