Amparafaravola : Mpaka an-keriny voasambotry ny zandary
Vao tsy ampy roa andro na telo andro ny kaomandy ny vondron-tobim-pileovan’ny Zandarimariam-pirenena eto Betsiboka no nanome baiko hoan’ireo mpitandro ny filaminana ambany fifehezany sy ny Zandary manao hetsika fampandriana fahalemana ny tany any amin’ny tapany atsimon’ny disitrikan’i Tsaratanàna amin’ny fikarohana ireo olon-dratsy mpiray tsikombakomba sy ambadikan’ny trangana fakana an-keriny, indrindra fa ireo malaso tompon’antokana amin’izany. Ny sabotsy maraina faha 15...