Miarinarivo : Naolan’ny mpitaiza azy ny zaza

Nosamborina ary nidoboka am-ponja vonjimaika ao amin’ny fonjan’ny Miarinarivo rehefa vita ny fanolorana azy tamin’ny fampanoavana tao an-toerana. Lehilahy 26 taona izay efa manambady no tompon’antoka. Etsy ankilan’izay, manana zaza tezàina ao an-trano izy mivady, zazavavy 14 taona. Toa efa nomanin’ilay rangahy ny tsy nahateo ny vadiny mba hanatontosany ny filan-dratsiny. Nanamparany ny herisetra ara-nofo. Tsy voaafin’ilay lehilahy intsony ny zava-nitranga satria efa azo lazaina...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Miarinarivo : Naolan’ny mpitaiza azy ny zaza