Ambohitsoa : « Solaire » vao notokanana nisy nangalatra sahady

Ny antoandro ny fitokanana ofisialy izay natrehin’ny manam-pahefana isan-karazany. Ny alina anefa dia efa nisy nangalatra sahady ny fotodrafitrasa tsara tarehy sy mba mampamiramiratra ny tanàn’Ambohitsoa sy Ivanja. Ny iray tamin’ireo roapolo mahery izay napetraka hanazava ny làlana no nisy naka. Ireny jiro mandeha amin’ny herinaratra izay tena manome hazavana ambony ireny no napetraka niaraka tamin’ny andrinjiro manokana teny an-toerana ny asabotsy teo. Fanomezana avy amin’ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ambohitsoa : « Solaire » vao notokanana nisy nangalatra sahady