MADAGASKARA 29 MARSA 1947- 29 MARSA 2024 : 77 TAONA LASA NY TOLOM-PANAFAHANA
« FITIAVAN-TANINDRAZANA NO FOTOTRY NY FAMPANDROSOANA ». Io no lohahevitra hatsiarovana ny faha-77 taonan’ny tolom-panafahana nataon’ireo mahery fo tia tanindrazana tamin’ireo mpananim-bohitra ny taona 194-1948, fa ny 29 Marsa 1947 no niantomobohiny tao Moramanga. Hoy indrindra ny Filoha Andry Rajoelina,...