Fiatrehana ny paska : Hametraka paikady vaovao ny ivon-toerana fitsarana fiara
Faritra iray isan’ny be mpitsidika indridra ny tananan’Antsirabe amin’ny fankalazana ny fetin’ny Paska. Mialoha, mandrintra ary aorian’ny fety dia misy hatrany ny fepetra tsy maintsy raisin’ny mpitantana handrindrana sy handaminana ny tananan’ Antsirabe indrindra fa ny lalam-pirenana fahafito izay tena maro mpampiasa. Isan’ny hametraka paikady vaovao ny ivon-toerana fitsarana fiara eto Antsirabe hiatrehana ny Paska mba tsy hisy ny loza na iray aza no tanjona....