Itaosy : Mpangalatra nitsambikina avy eny ambony rihana, noraisim-potsiny
Izany ny aina ka te hanao … Tovolahy iray, handeha hangalatra, sy tra-tehaka teo am-pihaniana tranon’olona no noraisim-potsiny rehefa tsy afa-nitsoaka intsony, raha iny nianjera avy nitsambikina iny. Zava-nitranga tetsy Antanetikely, Ambanilalana Itaosy, ny alin’ny sabotsy hifoha alahady lasa teo. Raha ny fampitam-baovao azo dia nisy nahita ity farany, raha nihanika ilay trano. Tsy vita ny nihanika fotsiny ihany anefa fa efa nivonona ny hangalatra ireo vy tamin’ity trano ity mihitsy,...