Isotry : Mpanendaka sy mpitsindrona heroine efa-dahy voasambotra
« Toy ny mahazatra mba hitandroana ny filaminana dia midiny eny ankianja manao fanamina sivily ny pôlisin’ny kaomisarian’ny boriborintany fahefatra manao fisafoana. Nandritra io fisafoana io indrindra no nahavoasambotra mpanao sinto-mahery teny amin’ny manodidina ny Ambodin’Isotry sy Antohamadinika ». Toerana anisan’ny mafana amin’ny resaka tsy fandriampahalemana raha iny faritr’Isotry sy ny manodidina iny. Isan’andro isan’alina dia mametraka paik’ady hatrany ireo...