RN2 : Sprinter nitondra ny solotenan’ny 08 Marsa nivadika
Nisehoana lozam-pifamoivoizana, indray teny amin’ny lalam-pirenena faharoa, izay miala 47 kilaometatra an’Anatananarivo ny marainan’ny Atalata faha 05 Martsa 2024 teo, teny amin’ny toerana hatao hoe: Andranomangatsiaka, any amin’ny disitrikan’i Manajakandriana, ao amin’ny faritra Analamanga. Raha ny vaovao mari-pototra voaray tamin’ny antso an-taribia, dia fiara » Sprinter » avy eto Maevatanàna, nitondra ireo solotenan’ny faritra Betsiboka, izay hamonjy fihaonaben’ny...